Fitiavana tanindrazana fozaorana : tantaraforonina
Johary Ravaloson
Versailles, Lyon 2ᵉ, Lyon 6ᵉ...
Ce que dit l'éditeur« Raha tsy teo io kianja io, dia sanatria ny tanàna tangorongoron-trano misy varotra fa tsy misy takalo, olona miara-monina fa tsy miray hina na aina. Fanantenana mihoatra ny rehetra izy amiko : io no anton'izao rehetra izao, fiarahana mahatsapa fa tompon'ny hoavy isika rehetra, satria ny razana iombonana tsy ampy iaraha-miaina. Nampanjavonina ilay kianja, norakofana vato dia nasiana dobo misy irony fantsitsy mitifitifi-drano irony, ravahina jiro maroloko. Dia noraràna fefy vy. Ketoka sy rapaka sisa manodidina. » Misy an'izy telo nataoko hitolona eo. Nefa tena tsy fanalolahy na fanalovavy an-tantara izireto, tsy manaraka ny lalana nosoritina ho azireo mihitsy. I Hery, ilay zazalahy 4-mi te hikidoba ao amin'ilay dobo, angamba no mba azo hianteherana. Iza no hanampy azy amin'izany ? Asa raha renareo ny hikany te-hampitresaka ny lanitra sy ny tany. Rehefa renareo dia efa hirodana izay ny manda mampisaraka antsika. |
RésuméUn roman évoquant Madagascar, Antananarivo et leurs habitants, la place du 13 mai, le sentiment d'appartenance, les ancêtres communs et le vivre ensemble. ©Electre 2025 |
Caractéristiques Auteur(s) Éditeur(s) Date de parution
15 août 2024
Collection(s)
Dodo plumitif
Rayon
Romans français
Contributeur(s) Ilaibalihy
(Traducteur), Johary Ravaloson
(Traducteur) EAN
9791090103894
Nombre de pages
394
pages
Reliure
Broché
Dimensions
22.0
cm x
11.0
cm x
2.6
cm
Poids
350
g
|